-
1 Samoela 26:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Ary ankehitriny, aza avela ho latsaka amin’ny tany lavitra an’i Jehovah ny rako. Fa efa nivoaka hitady parasy iray+ ny mpanjakan’ny Israely, hoatran’ireny manenjika tsipoy eny an-tendrombohitra ireny.”
-