FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 13:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsy haharitra anefa izao ny fanjakanao.+ Hifidy lehilahy sitraky ny fony+ i Jehovah, ary hotendren’i Jehovah ho mpitarika ny vahoakany izy,+ satria ianao tsy nankatò an’izay nandidian’i Jehovah anao.”+

  • 1 Samoela 15:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia hoy i Samoela: “Efa norovitin’i Jehovah hiala aminao ny fanjakan’ny Israely androany, ka homeny ho an’olona tsara kokoa noho ianao.+

  • 1 Samoela 18:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia tezitra be i Saoly.+ Tsy tiany ilay hira ka hoy izy: ‘Ny an’i Davida nataony an’alinaliny, nefa ny ahy nataony an’arivoarivony. Ny fanjakana ihany sisa no tsy nomena azy!’+

  • 1 Samoela 20:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Raha mbola velona eto an-tany koa iny zanak’i Jese iny, dia tsy haharitra ialahy sy ny fanjakan’ialahy.+ Maniraha olona haka azy ary ento atỳ amiko izy, fa tsy maintsy hovonoina ho faty.”*+

  • 1 Samoela 23:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara