-
1 Samoela 3:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Dia fantatry ny Israely rehetra hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba, fa tena mpaminanin’i Jehovah tokoa i Samoela.
-
-
Salamo 99:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Niantso an’i Jehovah izy ireo,
Dia namaly azy ireo izy.+
-