-
Mpitsara 19:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Dia nanohy ny diany izy ireo, ary nanomboka nilentika ny masoandro vao tonga teo akaikin’i Gibea tanànan’i Benjamina izy ireo.
-
-
1 Samoela 10:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Nody tany an-tranony tany Gibea koa i Saoly. Ary niaraka taminy ny miaramila sasany, izay nentanin’i Jehovah ny fony.
-