-
1 Samoela 29:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Dia nandroso niaraka tamin’ireo andia-miaramilany ny mpitondra teo amin’ny Filistinina, ary nisy miaramila 100 na 1 000 ny andiany tsirairay. I Davida sy ny olony kosa nanaraka avy ao aoriana niaraka tamin’i Akisy.+
-