-
1 Samoela 14:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Ary nanontany an’Andriamanitra i Saoly hoe: “Hidina hanenjika ny Filistinina ve aho?+ Hataonao resin’ny Israely ve izy ireo?” Tsy namaly azy anefa Andriamanitra tamin’iny andro iny.
-