9 Tsy novonoin’i Saoly sy ny olona anefa i Agaga sy ny tsara indrindra tamin’ny ondry aman’osy, ny omby, ny biby nohatavezina, ny ondrilahy, ary izay zavatra tsara rehetra.+ Tsy tian’izy ireo haringana tanteraka izy ireny. Naringany tanteraka kosa ny zava-drehetra tsy nisy dikany sy tsy nilaina.