-
1 Samoela 27:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Tsy nasian’i Davida niangana na lehilahy na vehivavy, mba tsy hisy hoentina any Gata izy ireo. Fa hoy izy: “Sao hitantara momba antsika ry zareo hoe: ‘Izao no nataon’i Davida.’” Ary izany foana no fanaony nandritra ny fotoana rehetra nipetrahany tany ambanivohitry ny Filistinina. 12 Nino an’i Davida i Akisy, ka hoy izy tany an-tsainy: ‘Lasa halan’ny Israely vahoakany tokoa izy, ka ho mpanompoko foana.’
-