FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 29:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Hoy anefa ireo andrianan’ny Filistinina: “Fa inona koa no ataon’ireo Hebreo ireo atỳ?” Dia hoy i Akisy: “I Davida mpanompon’i Saoly mpanjakan’ny Israely io. Efa herintaona na mihoatra+ izao no niarahany tamiko. Ary tsy mahita hokianina aminy aho hatramin’ny andro nitsoahany ho atỳ amiko ka hatramin’izao.”

  • 1 Samoela 29:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hoy ny navalin’i Akisy: “Raha ny hevitro dia olona tsara ianao, tsara hoatran’ny anjelin’Andriamanitra.+ Fa ireo andrianan’ny Filistinina no niteny hoe: ‘Aza avela hiara-miakatra amintsika ho any an’ady izy.’

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara