Josoa 19:17, 18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Natao ny antsapaka fahefatra+ ka nahazo anjara i Isakara,+ izany hoe ny taranak’i Isakara, araka ny fianakaviany avy. 18 Ary ny sisin-taniny dia tonga hatrany Jezirela,+ Kesolota, Sonema,+ 1 Samoela 29:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nangonin’ny Filistinina+ tao Afeka ny miaramilany rehetra, fa ny Israelita kosa nitoby teo akaikin’ilay loharano tao Jezirela.+
17 Natao ny antsapaka fahefatra+ ka nahazo anjara i Isakara,+ izany hoe ny taranak’i Isakara, araka ny fianakaviany avy. 18 Ary ny sisin-taniny dia tonga hatrany Jezirela,+ Kesolota, Sonema,+
29 Nangonin’ny Filistinina+ tao Afeka ny miaramilany rehetra, fa ny Israelita kosa nitoby teo akaikin’ilay loharano tao Jezirela.+