FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 3:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 I Joaba+ sy ny ankohonan-drainy manontolo anie no ho tompon’andraikitra amin’izany! Hisy foana eo amin’ny taranak’i Joaba anie ny lehilahy misy tsiranoka mivoaka amin’ny filahiany,+ na olona boka,+ na lehilahy mampiasa hazo fangoronana kofehy,* na olona matin’ny sabatra, na olona tsy ampy sakafo!”+

  • 1 Mpanjaka 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Fantatrao tsara koa ny nataon’i Joaba zanak’i Zeroia tamiko. Namono an’izy roa lahy lehiben’ny tafiky ny Israely izy, dia i Abnera+ zanak’i Nera sy Amasa+ zanak’i Jatera. Nandatsa-dra+ izy nefa tsy nisy ady akory, ka voaloton’ny ra ny fehikibo teo amin’ny andilany sy ny kapa teny an-tongony.

  • 1 Mpanjaka 2:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia niakatra i Benaia zanak’i Joiada ka namely an’i Joaba, ary namono azy ho faty. Ary nalevina teny akaikin’ny tranony tany an-tany efitra izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara