-
1 Tantara 14:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Naniraka olona ho any amin’i Davida i Hirama+ mpanjakan’i Tyro, sady nandefa hazo sedera sy mpanao vato* ary mpandrafitra, mba hanorina trano* ho azy.+ 2 Ary fantatr’i Davida fa efa nataon’i Jehovah mafy orina tsara teo amin’ny Israely ny fanjakany.+ Nataony lasa matanjaka be mantsy ny fanjakany, noho ny amin’ny Israely vahoakany.+
-