-
1 Tantara 3:5-9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ireto avy no naterany tany Jerosalema:+ Simea, Sobaba, Natana,+ ary Solomona.+ I Batseba+ zanakavavin’i Amiela no niteraka an’ireo efatra ireo. 6 Nanan-janakalahy sivy hafa izy, dia i Jibara, Elisama, Elifeleta, 7 Noga, Nafega, Jafia, 8 Elisama, Eliada, ary Elifeleta. 9 Izy rehetra ireo no zanakalahin’i Davida, ankoatra an’ireo zanaky ny vadikeliny. Ary i Tamara+ no anabavin’izy ireo.
-