FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 22:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Niala tao àry i Davida,+ ka nandositra nankany amin’ilay lava-bato ao Adolama.+ Rehefa naheno an’izany ny rahalahiny sy ny ankohonan-drainy manontolo, dia nidina nankany aminy.

  • 1 Samoela 22:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tatỳ aoriana, dia hoy i Gada+ mpaminany tamin’i Davida: “Aza mijanona any amin’ilay toerana niafenanao. Mialà any, dia mankanesa any Joda.”+ Dia lasa i Davida, ka nankany amin’ny alan’i Hareta.

  • 1 Samoela 24:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Dia nianiana tamin’i Saoly i Davida. Lasa nody i Saoly+ taorian’izay, fa i Davida sy ny olony kosa niakatra nankeny amin’ny toerana niafenany.+

  • 2 Samoela 23:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 I Davida kosa tao amin’ilay toerana niafenany.+ Ary nisy tobin’ny Filistinina tao Betlehema.

  • 1 Tantara 14:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Rehefa henon’ny Filistinina fa nohosorana ho mpanjakan’ny Israely rehetra i Davida,+ dia niakatra hitady an’i Davida izy rehetra.+ Henon’i Davida izany, ka nivoaka hiady tamin’izy ireo izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara