-
2 Samoela 2:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ary tonga ireo lehilahy anisan’ny fokon’i Joda, ka tao izy ireo no nanosotra an’i Davida ho mpanjakan’ny taranak’i Joda.+
Dia nisy niteny tamin’i Davida hoe: “Ireo lehilahy any Jabesi-gileada no nandevina an’i Saoly.”
-
-
2 Samoela 5:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Nanjaka teo amin’ny Joda nandritra ny 7 taona sy tapany izy tao Hebrona, ary nanjaka teo amin’ny Israely rehetra sy ny Joda nandritra ny 33 taona tao Jerosalema.+
-