-
Genesisy 34:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Rehefa nahita azy i Sekema, zanakalahin’i Hamora Hivita,+ mpiadidy tao amin’ilay tany, dia naka azy ka nanolana azy.
-
-
Mpitsara 20:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ary nitsangana hanisy ratsy ahy ireo mponina* tao Gibea, ka nanodidina an’ilay trano nisy ahy tamin’ny alina. Izaho no saika hovonoin’izy ireo, kanjo ny vadikeliko no naolany dia maty.+ 6 Dia nalaiko ny fatin’ilay vadikeliko ka norasarasaiko, ary nalefako tany amin’ny faritra rehetra eo amin’ny lovan’ny Israely.+ Nanao zavatra mahamenatra sy mamoafady teto amin’ny Israely mantsy izy ireo.
-