FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nandrovitra ny akanjony i Josoa. Ary niankohoka tamin’ny tany teo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah izy sy ny anti-panahin’ny* Israely mandra-paharivan’ny andro. Samy nanipy vovoka teo amin’ny lohany avy izy ireo.

  • Estera 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Rehefa fantatr’i Mordekay+ izany rehetra izany,+ dia norovitiny ny akanjony, dia nitafy lamba gony izy sady nihosin-davenona. Nankeo afovoan-tanàna izy avy eo, dia nitaraindraina mafy fa nalahelo be.

  • Jeremia 6:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ry zanakavavin’ny fireneko!

      Mitafia lamba gony+ ary aoka ianao hihosin-davenona.

      Aoka ianao hisaona toy ny misaona zanaka lahitokana ka hidradradradra mafy,+

      Satria hanafika antsika tampoka ny mpandrava.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara