-
Levitikosy 18:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 “‘Aza manao firaisana amin’ny anabavinao, na zanaky ny rainao izy na zanaky ny reninao, na teraka tao an-trano izy na tsia.+
-
-
Levitikosy 18:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Izay rehetra manao ny iray amin’ireo zava-maharikoriko ireo, dia haringana tsy ho anisan’ny fireneny.
-