2 Samoela 17:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nijanona teo En-rogela+ i Jonatana+ sy Ahimaza,+ satria tsy sahy nankao an-tanàna sao dia misy mahita. Nisy mpanompovavy àry nandeha niresaka tamin’izy roa lahy. Izy roa lahy indray avy eo no lasa nampandre an’i Davida Mpanjaka. 1 Mpanjaka 1:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Mbola tsy tapitra akory ny teniny, dia tonga i Jonatana+ zanak’i Abiatara mpisorona. Dia hoy i Adonia: “Mandrosoa fa olona mahafinaritra* ianao, ka azo antoka fa hitondra vaovao tsara.”
17 Nijanona teo En-rogela+ i Jonatana+ sy Ahimaza,+ satria tsy sahy nankao an-tanàna sao dia misy mahita. Nisy mpanompovavy àry nandeha niresaka tamin’izy roa lahy. Izy roa lahy indray avy eo no lasa nampandre an’i Davida Mpanjaka.
42 Mbola tsy tapitra akory ny teniny, dia tonga i Jonatana+ zanak’i Abiatara mpisorona. Dia hoy i Adonia: “Mandrosoa fa olona mahafinaritra* ianao, ka azo antoka fa hitondra vaovao tsara.”