2 Samoela 16:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Rehefa tonga tao amin’i Absaloma i Hosay+ Arkita,+ naman’i Davida,* dia hoy izy tamin’i Absaloma: “Ho ela velona anie ny mpanjaka!+ Ho ela velona anie ny mpanjaka!” 1 Tantara 27:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
16 Rehefa tonga tao amin’i Absaloma i Hosay+ Arkita,+ naman’i Davida,* dia hoy izy tamin’i Absaloma: “Ho ela velona anie ny mpanjaka!+ Ho ela velona anie ny mpanjaka!”