Salamo 37:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ialao ny hatezerana ary atsaharo ny fahavinirana;+Aza tezitra ary aza manaiky hanao ratsy.* 1 Petera 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tsy mba nanambanimbany* izy+ rehefa nisy nanambanimbany.*+ Tsy mba nandrahona izy rehefa nijaly,+ fa nanankina ny fiainany kosa tamin’Ilay mitsara+ araka ny rariny.
23 Tsy mba nanambanimbany* izy+ rehefa nisy nanambanimbany.*+ Tsy mba nandrahona izy rehefa nijaly,+ fa nanankina ny fiainany kosa tamin’Ilay mitsara+ araka ny rariny.