FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 15:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary nisy nilaza tamin’i Davida hoe: “Miray tsikombakomba+ amin’i Absaloma+ koa i Ahitofela.” Dia hoy i Davida: “Jehovah ô, mba ovao ho hadalana+ re ny torohevitr’i Ahitofela e!”+

  • 2 Samoela 15:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Fa miverena ao an-tanàna, dia teneno i Absaloma hoe: ‘Mpanomponao aho, ry Mpanjaka ô! Mpanompon’ny rainao aho taloha, fa mpanomponao+ kosa aho izao.’ Raha izay no ataonao, dia ho afaka hanao izay tsy hanarahana ny torohevitr’i+ Ahitofela ianao, ka hanampy ahy.

  • 2 Samoela 16:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Noheverina ho toy ny torohevitra avy tamin’ilay tena Andriamanitra* mihitsy ny torohevitra nomen’i Ahitofela,+ tamin’izany andro izany. Na i Davida na i Absaloma, dia samy nieritreritra hoatr’izany momba ny torohevitra rehetra nomen’i Ahitofela.

  • Ohabolana 19:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Maro ny zavatra kasain’ny olona hatao,

      Fa ny fikasan’i* Jehovah ihany no ho tanteraka.+

  • Ohabolana 21:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Tsy misy fahendrena na fahaiza-mandinika na torohevitra mahatohitra an’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara