-
2 Samoela 20:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Amasa:+ “Angony ao anatin’ny telo andro ny lehilahy anisan’ny fokon’i Joda, dia asaivo mankatỳ amiko. Tokony ho eto koa ianao amin’izay.”
-
-
2 Samoela 20:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Tsy mba mailomailo i Amasa, nefa nisy sabatra teny an-tanan’i Joaba. Dia nasian’i Joaba tamin’iny ny kibony,+ ka nivoaka ny tsinainy dia niparitaka tamin’ny tany. Tsy nila namely azy fanindroany i Joaba, fa indray mandeha ihany dia maty izy. Ary lasa i Joaba sy Abisay rahalahiny nanenjika an’i Sheba zanak’i Bikry.
-