12 Hoy anefa ilay lehilahy: “Tsy afaka ny hikasi-tanana ny zanaky ny mpanjaka mihitsy aho, na volafotsy 1 000 sekely aza no homena ahy. Fa efa henonay ilay baiko nomen’ny mpanjaka anao sy Abisay ary Itahy hoe: ‘Mitandrema daholo, na iza na iza, mba tsy hisy zavatra hanjo an’i Absaloma.’+