FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 22:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 “Aza manozona* an’Andriamanitra+ na ny mpiadidy* eo amin’ny firenenao.+

  • 2 Samoela 16:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Izao no nolazain’i Simey rehefa nanozona azy: “ ’Ndeha mandeha any! ’Ndeha mandeha any, ry lehilahy mpandatsa-dra. Ilay tsisy ilana azy ity!

  • 1 Mpanjaka 21:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia nisy roa lahy tsy misy ilana azy niditra ka nipetraka teo anoloan’i Nabota. Ary niampanga azy teo anatrehan’ny vahoaka izy roa lahy hoe: “Nanozona an’Andriamanitra sy ny mpanjaka i Nabota!”+ Nentin’ny olona tany ivelan’ny tanàna izy taorian’izay, ary notorahany vato ka maty.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara