Mpitoriteny 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nahangona volafotsy sy volamena aho,+ dia ny harenan’ny mpanjaka sy ny an’ny faritany.*+ Nahazo mpihira lahy sy vavy be dia be aho, sady nanana an’ilay tena mahafinaritra ny zanak’olombelona, dia ny vehivavy, ary vehivavy be dia be mihitsy aza.
8 Nahangona volafotsy sy volamena aho,+ dia ny harenan’ny mpanjaka sy ny an’ny faritany.*+ Nahazo mpihira lahy sy vavy be dia be aho, sady nanana an’ilay tena mahafinaritra ny zanak’olombelona, dia ny vehivavy, ary vehivavy be dia be mihitsy aza.