FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 19:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia nandeha nody ny mpanjaka, ka tonga teo amin’ny Reniranon’i Jordana. Ary nankany Gilgala+ ny vahoakan’i Joda mba hitsena ny mpanjaka sy hiaraka aminy hiampita an’i Jordana.

  • 2 Samoela 19:41, 42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Dia nankeo amin’ny mpanjaka ny lehilahy israelita rehetra, ka niteny taminy hoe: “Nahoana ny fokon’i Joda rahalahinay no nitondra anao an-tsokosoko, ry Davida Mpanjaka, ka nentiny niampita an’i Jordana ianao sy ny ankohonanao ary ny olonao rehetra?”+ 42 Dia namaly an’ireo Israelita ny lehilahy rehetra anisan’ny fokon’i Joda hoe: “Satria havanay ny mpanjaka.+ Ary inona moa no mahatezitra anareo amin’izany? Angaha ny sakafonay nisy niantohan’ny mpanjaka, sa nisy fanomezana nomena anay?”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara