FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 26:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoy i Davida tamin’i Abisay+ rahalahin’i Joaba, zanak’i Zeroia,+ sy Ahimeleka Hetita:+ “Iza no hidina hiaraka amiko hankeny amin’i Saoly ao an-toby?” Dia hoy i Abisay: “Hiaraka aminao aho.”

  • 2 Samoela 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ny sisa kosa nasainy notarihin’i* Abisay+ rahalahiny, mba hilahatra hiady amin’ny Amonita.+

  • 2 Samoela 23:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 I Abisay+ rahalahin’i Joaba, zanak’i Zeroia,+ no lehiben’ny miaramila telo hafa. Nampiasa ny lefony izy, ka nahafaty 300 lahy. Ary nalaza hoatran’ireo telo lahy ihany izy.+

  • 1 Tantara 18:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary nahafaty Edomita 18 000 i Abisay+ zanak’i Zeroia,+ teo amin’ny Lohasahan-tsira.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara