FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 17:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Niteny tamin’i Zadoka sy Abiatara+ mpisorona i Hosay taorian’izay hoe: “Izany sy izany no torohevitra nomen’i Ahitofela an’i Absaloma sy ny anti-panahin’ny Israely. Ary izao sy izao kosa no nomeko.

  • 2 Samoela 19:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Naniraka olona nankany amin’i Zadoka+ sy Abiatara+ mpisorona i Davida Mpanjaka, hilaza hoe: “Teneno ny anti-panahy ao Joda+ hoe: ‘Nahoana no ianareo indray no ho farany hampody ny mpanjaka any an-tranony, nefa ny tenin’ny Israely rehetra aza efa nisy nampahafantatra tamin’ny mpanjaka tao an-tranony?

  • 1 Mpanjaka 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Benaia+ zanak’i Joiada no lehiben’ny tafika; Zadoka sy Abiatara+ no mpisorona;

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara