-
2 Samoela 13:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Fa i Absaloma kosa nandositra nankany amin’i Talmay+ zanak’i Amihoda, mpanjakan’i Gesora. Ary nisaona an-janany nandritra ny andro maro i Davida.
-