2 Samoela 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nanana vadikely i Saoly. Rizpa+ no anarany, ary zanakavavin’i Aia izy. Niteny tamin’i Abnera i Isboseta+ tatỳ aoriana hoe: “Fa maninona ianao no nanao firaisana tamin’ny vadikelin’ny dadako?”+
7 Nanana vadikely i Saoly. Rizpa+ no anarany, ary zanakavavin’i Aia izy. Niteny tamin’i Abnera i Isboseta+ tatỳ aoriana hoe: “Fa maninona ianao no nanao firaisana tamin’ny vadikelin’ny dadako?”+