Josoa 18:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Zela,+ Ha-elefa, Jebosa, izany hoe Jerosalema,+ Gibea,+ ary Kiriata, izany hoe tanàna 14 sy ny tanàna keliny. Izany no lova nozaraina ho an’ny taranak’i Benjamina, araka ny fianakaviany avy.
28 Zela,+ Ha-elefa, Jebosa, izany hoe Jerosalema,+ Gibea,+ ary Kiriata, izany hoe tanàna 14 sy ny tanàna keliny. Izany no lova nozaraina ho an’ny taranak’i Benjamina, araka ny fianakaviany avy.