FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 18:13-16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia nandefa kotroka tany an-danitra i Jehovah;+

      Nataon’ilay Avo Indrindra izay handrenesana ny feony+

      Niaraka tamin’ny havandra sy vainafo miredareda.

      14 Nandefa ny zana-tsipìkany izy ka niparitaka ny fahavalony;+

      Nandefa tselatra izy ka nataony nisahotaka ireny.+

      15 Lasa hita ny fanambanin’ny renirano;*+

      Niharihary ny fototry ny tany satria niteny mafy azy ianao, Jehovah ô,

      Sady nitsoka azy tamin’ny fofonain’ny vavoronao.+

      16 Avy any amin’ny avo izy no nanatsotra ny tanany;

      Nitazona ahy izy ary nisintona ahy avy tao anaty rano lalina.+

  • Isaia 30:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Hataon’i Jehovah heno ny feony matanjaka be,+

      Ary hasehony ny sandriny+ ka hakapony mafy ny tanany rehefa tezitra be izy.+

      Hisy afo mandevona+ rehefa manao an’izany izy,

      Sady hisy oram-be mivatravatra+ sy oram-baratra ary havandra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara