-
1 Samoela 19:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ary nisy olona nirahin’i Saoly taorian’izay mba hanao andry maso ny tranon’i Davida, sy hamono azy ho faty ny ampitso maraina.+ Nilaza tamin’i Davida anefa i Mikala vadiny hoe : “Raha tsy mandositra izao alina izao ianao, dia ho faty rahampitso.”
-
-
2 Samoela 15:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia nandefa mpitsikilo nanerana ny foko rehetra teo amin’ny Israely i Absaloma, ka nilaza tamin’izy ireo hoe: “Raha vao mandre feon’anjombona ianareo, dia milazà hoe: ‘Lasa mpanjaka ao Hebrona i Absaloma!’”+
-