FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 18:20-24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Mamaly soa ahy i Jehovah satria manao ny marina+ aho;

      Mamaly soa ahy izy satria tsy manan-tsiny+ aho.*

      21 Fa narahiko foana ny lalan’i Jehovah,

      Ary tsy nanao ratsy aho ka hoe niala tamin’ny Andriamanitro.

      22 Eo anatrehako ny didim-pitsarany rehetra;

      Tsy mba hanao tsinontsinona ny fitsipiny aho.

      23 Tsy hisy tsiny eo anatrehany aho,+

      Sady hitandrina mba tsy hanao fahadisoana.+

      24 Enga anie i Jehovah hamaly soa ahy satria manao ny marina+ aho,

      Sady tsy manan-tsiny*+ eo anatrehany!

  • Salamo 24:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Iza no afaka miakatra mankany an-tendrombohitr’i Jehovah?+

      Ary iza no afaka mijoro ao amin’ny toerany masina?

       4 Izay tsy manan-tsiny amin’izay ataon’ny tanany sady madio fo,+

      Ary tsy mianiana lainga amin’ny anarako,*

      Na mianiana mba hamitahana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara