1 Samoela 17:58 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 Dia hoy i Saoly taminy: “Zanak’iza ianao, anaka?” Ary hoy i Davida: “Zanak’i Jese+ Betlehemita+ mpanomponao.” Matio 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Jese niteraka an’i Davida+ Mpanjaka; Davida niteraka an’i Solomona+ tamin’ny vadin’i Oria;
58 Dia hoy i Saoly taminy: “Zanak’iza ianao, anaka?” Ary hoy i Davida: “Zanak’i Jese+ Betlehemita+ mpanomponao.”