1 Tantara 11:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izao no lisitr’ireo miaramila matanjaka tao amin’ny tafik’i Davida: I Jasobeama,+ taranak’i Hakmony, lehiben’izy telo lahy.+ Nampiasa ny lefony izy, indray mandeha, dia nahafaty 300 lahy.+
11 Izao no lisitr’ireo miaramila matanjaka tao amin’ny tafik’i Davida: I Jasobeama,+ taranak’i Hakmony, lehiben’izy telo lahy.+ Nampiasa ny lefony izy, indray mandeha, dia nahafaty 300 lahy.+