FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 10:20, 21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia nasain’i Samoela nanatona ny foko rehetra+ teo amin’ny Israely, ka ny fokon’i Benjamina no voafidy.+ 21 Ary nasainy nanatona isam-pianakaviana ny fokon’i Benjamina, ka ny fianakavian’ny Matrita no voafidy. Farany, dia i Saoly zanak’i Kisy no voafidy.+ Rehefa nandeha nitady azy anefa ny olona, dia tsy hita izy.

  • 1 Tantara 12:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ny avy amin’ny Benjaminita, izany hoe ireo rahalahin’i Saoly,+ dia 3 000. Niambina ny fananan’ny ankohonan’i Saoly ny ankamaroan’izy ireo talohan’izay.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara