2 Samoela 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 I Joaba+ zanak’i Zeroia no lehiben’ny tafika, ary i Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana. 2 Samoela 20:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 I Joaba no lehiben’ny tafiky ny Israely+ manontolo; Benaia+ zanak’i Joiada+ no lehiben’ny Keretita sy ny Peletita;+
16 I Joaba+ zanak’i Zeroia no lehiben’ny tafika, ary i Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana.
23 I Joaba no lehiben’ny tafiky ny Israely+ manontolo; Benaia+ zanak’i Joiada+ no lehiben’ny Keretita sy ny Peletita;+