17 Olona nanana fihetseham-po hoatran’ny antsika ihany i Elia. Nivavaka mafy anefa izy mba tsy hilatsaka ny orana, dia tsy nisy orana teo amin’ilay tany, nandritra ny telo taona sy tapany.+ 18 Nivavaka indray izy avy eo, dia nilatsaka ny orana, ka nahavokatra ilay tany.+