-
Malakia 4:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 “Tsarovy ny Lalàn’i Mosesy mpanompoko, dia ny fitsipika sy didim-pitsarana nomeko tany Horeba, izay nasaiko nankatoavin’ny Israely rehetra.+
-