- 
	                        
            
            1 Mpanjaka 18:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
4 Tamin’i Jezebela+ nandripaka an’ireo mpaminanin’i Jehovah, dia naka mpaminany 100 i Obadia ka nanafina azy ireo. Nataony 50 avy ny tao anaty lava-bato, ary nitondrany mofo sy rano izy ireo.—
 
 -