FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 8:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Tamin’ny taona fahadimy nanjakan’i Jorama+ zanak’i Ahaba mpanjakan’ny Israely, dia lasa mpanjaka i Jorama+ zanak’i Josafata mpanjakan’ny Joda. Mbola nanjaka tao Joda koa i Josafata tamin’izay.

  • 2 Tantara 21:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Josafata, ka nalevina tao amin’izay nandevenana ny razambeny tao amin’ny Tanànan’i Davida. Ary i Jorama zanany no nanjaka nandimby azy.+

  • 2 Tantara 21:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Lasa mpanjaka i Jorama tamin’izy 32 taona, ary nanjaka valo taona tany Jerosalema izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara