-
Lioka 17:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Rehefa hitan’ny anankiray fa sitrana izy, dia lasa izy niverina ka nanome voninahitra an’Andriamanitra tamin’ny feo avo. 16 Dia niankohoka teo an-tongotr’i Jesosy izy, ka nisaotra azy. Samaritanina+ izy io.
-