-
2 Mpanjaka 2:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia nanatona an’i Elisa ireo zanaky ny mpaminany tao Jeriko, ka nilaza taminy hoe: “Mba fantatrao moa fa androany i Jehovah no haka ny tomponao, ka tsy ho tomponao intsony izy?” Dia hoy i Elisa: “Efa fantatro izany fa mangìna ianareo.”
-
-
2 Mpanjaka 9:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Nantsoin’i Elisa mpaminany ny iray tamin’ireo zanaky ny mpaminany, ka nilazany hoe: “Sikino ny akanjonao, ary ento haingana ity jaogy kely misy menaka ity, dia mandehana any Ramota-gileada.+
-