Fitomaniana 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny tanan’ny vehivavy be fangoraham-po no nahandro ny zanany naterany.+ Lasa nataony sakafo* izy ireny nandritra ny fotoana naha voa mafy ny zanakavavin’ny fireneko.+
10 Ny tanan’ny vehivavy be fangoraham-po no nahandro ny zanany naterany.+ Lasa nataony sakafo* izy ireny nandritra ny fotoana naha voa mafy ny zanakavavin’ny fireneko.+