FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia izao no baiko nomeny azy ireo: “Miafena any ambadiky ny tanàna ianareo mba hanafika azy. Aza miala lavitra loatra an’ilay tanàna anefa, ary samia vonombonona daholo.

  • Josoa 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Efa nisy lehilahy 5 000 teo ho eo tamin’izay nasain’i Josoa niafina+ teo anelanelan’i Betela+ sy Ay, teo andrefan’ilay tanàna.

  • Mpitsara 20:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Koa nametraka olona nanodidina an’i Gibea ny Israely, mba hiafina hanafika an’ilay tanàna.+

  • Mpitsara 20:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Ireo niafina kosa nirohotra haingana nankao Gibea. Dia niparitaka izy ireo, ka nasiany tamin’ny sabatra izay rehetra tao an-tanàna.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara