-
1 Mpanjaka 16:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Raha vao nanjaka i Zimry ka nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany, dia novonoiny daholo ny ankohonan’i Basa. Tsy nasiany niangana na iray aza ny lehilahy,* na havany* io na namany. 12 Naripak’i Zimry daholo àry ny ankohonan’i Basa, araka ny teny nolazain’i Jehovah tamin’ny alalan’i Jeho mpaminany tamin’Izy nanameloka an’i Basa.+
-