-
2 Mpanjaka 8:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Tamin’ny taona faha-12 nanjakan’i Jorama zanak’i Ahaba mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Ahazia zanak’i Jorama mpanjakan’ny Joda.+
-
-
2 Mpanjaka 8:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Niverina tany Jezirela+ àry i Jorama Mpanjaka, mba hotsaboina noho ny ratra nahazo azy tamin’izy nasian’ny Syrianina tany Rama, rehefa niady tamin’i Hazaela mpanjakan’i Syria.+ Ary nidina tany Jezirela i Ahazia zanak’i Jorama mpanjakan’ny Joda mba hamangy an’i Jorama zanak’i Ahaba, noho izy naratra.*
-