-
1 Mpanjaka 21:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Taorian’izay, dia nisy zava-nitranga momba ny tanimboalobok’i Nabota Jezirelita. Tao Jezirela,+ teo akaikin’ny lapan’i Ahaba mpanjakan’i Samaria, ilay tanimboaloboka.
-
-
1 Mpanjaka 21:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Raha vao henon’i Jezebela fa notoraham-bato i Nabota ka maty, dia niteny tamin’i Ahaba izy hoe: “Mitsangàna ka alaivo ho anao ny tanimboalobok’i Nabota Jezirelita,+ izay tsy nekeny hamidy taminao. Efa tsy velona intsony izy, fa efa maty.”
-